Mombamomba ny Tarika
Antoko mpihira evanjelika miorina ao Toamasina, Madagasikara.
Natsangan’i RANDRIANAIVO Lova Jean Florent, izay no Filoha mpitarika ny tarika.
Toerana nihaviana: avy any Betafo Maromandray (Antsirabe), fa monina any Toamasina, Madagasikara.
Asa: Misehatra amin’ny sehatra Électronique, Informatique, Hardware, sy Maintenance.
✅ MANASA ANAO
- ✅ Hanaraka ity pejy ity
- ✅ Hizara amin’ny namana
- ✅ Hanohana hatrany ny fitoriana amin’ny hira sy hitory ny filazantsara
Taratra Hazavana Madagasikara
🎵 “Finoana tsy maintsy tafita” — Fitoriana tsy mijanona! ✨
Sary sy Sanganasa




🎥 Lisitra Clip Vidéo Taratra Hazavana
Rohy mankany amin'ny YouTube
Fihirana Taratra Hazavana Madagasikara (MP3)
- 🎧 Finoana tsy maintsy tafita
- 🎧 Mba tsapanao iany ve ?
- 🎧 Miomana (Tsapiky)
- 🎧 Tsy ho lany mamy (Slow)
- 🎧 Ndao handihy (Beat)
- 🎧 Samy Mahery (ft Mahery amin’ny Fiderana)
- 🎧 Fiarovana Avo (Tsapiky)
- 🎧 Manàna finoana (ft Menafify M’Vazo)
- 🎧 Aza ilaozanao (Reggae)
- 🎧 Ilay tany niaviako (Slow)
- 🎧 Inty aho (Slow)
- 🎧 Jesô Mpanafaka
- 🎧 Dedicace
- 🎧 Ô Aleloia
- 🎧 Mitsangana anao, hidera an’i Jesosy
- 🎧 Rombarombao –